plt_tq/1th/02/10.md

8 lines
385 B
Markdown

# Ahoana no nitondran'i Paoly ireo Tesaloniana rehefa teo amin'izy ireo izy?
Paoly dia tsara fanahy tamin'ireo Tesaloniana tahaka ny reny sy ny ray amin'ireo zanany.
# Nasain'i Paoly handeha amin'ny fomba ahoana ireo Tesaloniana?
Paoly niteny an'ireo Tesaloniana mba handeha amin'ny fomba mendrika an'Andriamanitra izay niantso azy ireo amin'ny fanjakany sy ny voninahiny manokana.