# Ahoana no nitondran'i Paoly ireo Tesaloniana rehefa teo amin'izy ireo izy? Paoly dia tsara fanahy tamin'ireo Tesaloniana tahaka ny reny sy ny ray amin'ireo zanany. # Nasain'i Paoly handeha amin'ny fomba ahoana ireo Tesaloniana? Paoly niteny an'ireo Tesaloniana mba handeha amin'ny fomba mendrika an'Andriamanitra izay niantso azy ireo amin'ny fanjakany sy ny voninahiny manokana.