plt_tq/1th/01/08.md

16 lines
603 B
Markdown

# Inona no niseho tamin'ny tenin'ny Tompo rehefa avy noraisin'ireo Tesaloniana izany?
Niely tamin'ny toerana rehetra izay nielezan'ny finoan'izy ireo ny tenin'ny Tompo .
# Inona no noderain'ireo Tesaloniana talohan'ny naha-mpino azy ireo tao amin'Andriamanitra marina?
Ireo Tesaloniana dia nanompo sampy talohan'ny naha-mpino azy ireo tao amin'Andriamanitra marina.
# Inona no nandrasan'i Paoly sy ireo Tesaloniana?
Paoly sy ireo Tesaloniana dia niandry an'i Jesosy ho tonga avy any an-danitra.
# Inona no hanafahan'i Jesosy antsika?
Jesosy dia hanafaka antsika amin'ny fahatezerana izay ho avy.