# Inona no niseho tamin'ny tenin'ny Tompo rehefa avy noraisin'ireo Tesaloniana izany? Niely tamin'ny toerana rehetra izay nielezan'ny finoan'izy ireo ny tenin'ny Tompo . # Inona no noderain'ireo Tesaloniana talohan'ny naha-mpino azy ireo tao amin'Andriamanitra marina? Ireo Tesaloniana dia nanompo sampy talohan'ny naha-mpino azy ireo tao amin'Andriamanitra marina. # Inona no nandrasan'i Paoly sy ireo Tesaloniana? Paoly sy ireo Tesaloniana dia niandry an'i Jesosy ho tonga avy any an-danitra. # Inona no hanafahan'i Jesosy antsika? Jesosy dia hanafaka antsika amin'ny fahatezerana izay ho avy.