plt_tq/1sa/28/03.md

8 lines
241 B
Markdown

# Iza no noroahin'i Saoly tsy ho eo amin'ny tany taorian'ny nahafatesan'i Samoela?
Noroahin'i Saoly avokoa ireo izay niresaka tamin'ny maty na ny fanahy.
# Iza ireo firenena roa niara-niangona mba hiady?
Niangona ny Filistina sy Israely.