# Iza no noroahin'i Saoly tsy ho eo amin'ny tany taorian'ny nahafatesan'i Samoela? Noroahin'i Saoly avokoa ireo izay niresaka tamin'ny maty na ny fanahy. # Iza ireo firenena roa niara-niangona mba hiady? Niangona ny Filistina sy Israely.