plt_tq/1sa/27/11.md

8 lines
352 B
Markdown

# Nahoana i Davida no tsy namela an'iza na iza ho velona ary nitondra azy ireo tany Gata?
Novonoin'i Davida ny olona rehetra mba tsy hahafahan'izy ireo milaza izay nataon'i Davida.
# Nahoana i Akisy no nihevitra fa nahatonga ny olony Israely hankahala tanteraka an'i Davida izy?
Nino ny laingan'i Davida i Akisy fa nanafika ny vahoakan'Israely izy.