# Nahoana i Davida no tsy namela an'iza na iza ho velona ary nitondra azy ireo tany Gata? Novonoin'i Davida ny olona rehetra mba tsy hahafahan'izy ireo milaza izay nataon'i Davida. # Nahoana i Akisy no nihevitra fa nahatonga ny olony Israely hankahala tanteraka an'i Davida izy? Nino ny laingan'i Davida i Akisy fa nanafika ny vahoakan'Israely izy.