plt_tq/1sa/25/32.md

8 lines
291 B
Markdown

# Iza hoy Davida no naniraka an'i Abigaila hihaona aminy?
Yaveh hoy Davida no naniraka an'i Abigaila.
# Nahoana hoy Davida no voatahy i Abigaila sy ny fahendreny?
Nohon'ny fihetsika faingana nataon'i Abigaila, dia voaaro tamin'ny fandatsahan-drà sy ny famaliana faty ny tenany i Davida.