# Iza hoy Davida no naniraka an'i Abigaila hihaona aminy? Yaveh hoy Davida no naniraka an'i Abigaila. # Nahoana hoy Davida no voatahy i Abigaila sy ny fahendreny? Nohon'ny fihetsika faingana nataon'i Abigaila, dia voaaro tamin'ny fandatsahan-drĂ  sy ny famaliana faty ny tenany i Davida.