forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
432 B
Markdown
8 lines
432 B
Markdown
# Inona no fanamby napetrak'i Samoela teo anatrehan'ny vahoakan'Israely?
|
|
|
|
Nanome fanamby tamin'ny vahoakan'Israely mba hanolotra ny tenan'izy ireo eo anatrehan'i Yaveh i Samoela ary hijery ny zava-mahagaga izay hataony eo anoloan'ny mason'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nangatahin'i Samoela mba halefan'i Yaveh mba hahafantaran'ny vahoakan'Israely ny halehiben'ny faharatsian'izy ireo?
|
|
|
|
Nagataka an'i Yaveh mba handefa kotroka sy orana izy.
|