# Inona no fanamby napetrak'i Samoela teo anatrehan'ny vahoakan'Israely? Nanome fanamby tamin'ny vahoakan'Israely mba hanolotra ny tenan'izy ireo eo anatrehan'i Yaveh i Samoela ary hijery ny zava-mahagaga izay hataony eo anoloan'ny mason'izy ireo. # Inona no nangatahin'i Samoela mba halefan'i Yaveh mba hahafantaran'ny vahoakan'Israely ny halehiben'ny faharatsian'izy ireo? Nagataka an'i Yaveh mba handefa kotroka sy orana izy.