plt_tq/1sa/11/09.md

8 lines
360 B
Markdown

# Inona no nolazain'ireo iraka tamin'ny olon'i Jabesy?
Nolazain'izy ireo tamin'ny olon'i Jabesy fa ho avotra izy ireo ny ampisto amin'zay mampahamay ny masoandro.
# Inona no nolazain'ireo olon'i Jabesy mba hamitahana an'i Nahasy?
Nolazain'izy ireo tamin'i Nahasy fa hitolo-batana aminy izy ireo ny ampitso ary afaka manao amin'izy ireo izay tiany atao izy.