# Inona no nolazain'ireo iraka tamin'ny olon'i Jabesy? Nolazain'izy ireo tamin'ny olon'i Jabesy fa ho avotra izy ireo ny ampisto amin'zay mampahamay ny masoandro. # Inona no nolazain'ireo olon'i Jabesy mba hamitahana an'i Nahasy? Nolazain'izy ireo tamin'i Nahasy fa hitolo-batana aminy izy ireo ny ampitso ary afaka manao amin'izy ireo izay tiany atao izy.