plt_tq/1sa/05/08.md

8 lines
236 B
Markdown

# Taiza no namindran'ireo Filistina ny fiaran'ny Andriamanitr'Israely?
Nafindran'ireo Filistina tany Gata ilay fiara.
# Tamin'ny inona no nampahorian'i Yaveh ny olon'ny tanànan'i Gata?
Nampahory azy ireo tamin'ny fivontosana Yaveh.