# Taiza no namindran'ireo Filistina ny fiaran'ny Andriamanitr'Israely? Nafindran'ireo Filistina tany Gata ilay fiara. # Tamin'ny inona no nampahorian'i Yaveh ny olon'ny tanĂ nan'i Gata? Nampahory azy ireo tamin'ny fivontosana Yaveh.