plt_tq/1sa/04/07.md

8 lines
322 B
Markdown

# Iza hoy ireo Filistina no tonga tao amin'ny tobin'ireo Hebreo?
Nolazain'ireo Filistina fa tonga tao amin'ny tobin'ny Hebreo Andriamanitra.
# Tamin'ny inona hoy ireo Filistina no namelezan'Andriamanitra ireo Egyptiana tany an'efitra?
Nambaran'izy ireo fa namely ny Egyptiana tamin'ny loza maro samihafa Andriamanitra.