# Iza hoy ireo Filistina no tonga tao amin'ny tobin'ireo Hebreo? Nolazain'ireo Filistina fa tonga tao amin'ny tobin'ny Hebreo Andriamanitra. # Tamin'ny inona hoy ireo Filistina no namelezan'Andriamanitra ireo Egyptiana tany an'efitra? Nambaran'izy ireo fa namely ny Egyptiana tamin'ny loza maro samihafa Andriamanitra.