plt_tq/1sa/01/05.md

8 lines
218 B
Markdown

# Nahoana i Elkana no nanome anjara roa ho an'i Hana.
Nomen'i Elkana anjara roa i Hana satria tiany izy.
# Nahoana no nihantsy azy ny rafin'i Hana?
Nihantsy azy izy mba haharangitra azy, satria nahamomba azy Yaveh.