# Nahoana i Elkana no nanome anjara roa ho an'i Hana. Nomen'i Elkana anjara roa i Hana satria tiany izy. # Nahoana no nihantsy azy ny rafin'i Hana? Nihantsy azy izy mba haharangitra azy, satria nahamomba azy Yaveh.