plt_tq/1ki/22/01.md

8 lines
191 B
Markdown

# Hafiriana no tsy nisian'ny ady teo amin'i Arama sy Israely?
Nandritra ny telo taona no tsy nisy ady teo amin'i Arama sy Israely.
# Iza no mpanjakan'i Joda?
Josafata no mpanjakan'i Joda.