# Hafiriana no tsy nisian'ny ady teo amin'i Arama sy Israely? Nandritra ny telo taona no tsy nisy ady teo amin'i Arama sy Israely. # Iza no mpanjakan'i Joda? Josafata no mpanjakan'i Joda.