plt_tq/1ki/21/19.md

4 lines
191 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Elia tamin'i Ahaba fa hiseho aminy nohon'ny fahotany?
Elia dia niteny tamin'i Ahaba fa ny alika no hilelaka ny ràny eny amin'izay nilelafan'izy ireo ny ràn'i Nabota.