# Inona no nolazain'i Elia tamin'i Ahaba fa hiseho aminy nohon'ny fahotany? Elia dia niteny tamin'i Ahaba fa ny alika no hilelaka ny ràny eny amin'izay nilelafan'izy ireo ny ràn'i Nabota.