plt_tq/1ki/21/03.md

8 lines
326 B
Markdown

# Nahoana i Nabota no nandà hanome ny tanim-boalobony ho an'i Ahaba?
Nandà ny hanome ny tanim-boalobony ho an'i Ahaba i Nabota satria lovany avy amin'ny razambeny izany.
# Inona no nataon'i Ahaba rehefa nandà ny hanome ny tanim-boalobony i Nabota?
Nalahelo sy tezitra i Ahaba, nandeha natory, ary nandà nihinan-kanina.