# Nahoana i Nabota no nandà hanome ny tanim-boalobony ho an'i Ahaba? Nandà ny hanome ny tanim-boalobony ho an'i Ahaba i Nabota satria lovany avy amin'ny razambeny izany. # Inona no nataon'i Ahaba rehefa nandà ny hanome ny tanim-boalobony i Nabota? Nalahelo sy tezitra i Ahaba, nandeha natory, ary nandà nihinan-kanina.