plt_tq/1ki/19/04.md

12 lines
477 B
Markdown

# Nahoana i Elia no nangataka ny ho faty?
Elia dia nangataka ny ho faty satria nahatsiaro ho tsy tsara mihoatra noho ireo razambeny izy.
# Inona no notranga raha natory teo ambany kifafambohitra i Elia?
Nisy anjely nikaiska an'i Elia ary nanao taminy hoe: "Mifohaza ka misakafoana."
# Inona no nataony sy hitan'i Elia taorian'ny nikasihan'ny anjely azy?
Nahita mofo nandrahoina tamin'ny vain'afo sy rano iray tavoara. Nihinana sy nistro i Elia ary niverina natory indray.