# Nahoana i Elia no nangataka ny ho faty? Elia dia nangataka ny ho faty satria nahatsiaro ho tsy tsara mihoatra noho ireo razambeny izy. # Inona no notranga raha natory teo ambany kifafambohitra i Elia? Nisy anjely nikaiska an'i Elia ary nanao taminy hoe: "Mifohaza ka misakafoana." # Inona no nataony sy hitan'i Elia taorian'ny nikasihan'ny anjely azy? Nahita mofo nandrahoina tamin'ny vain'afo sy rano iray tavoara. Nihinana sy nistro i Elia ary niverina natory indray.