plt_tq/1ki/19/01.md

8 lines
263 B
Markdown

# Inona no didy nataon'i Jezebela tamin'i Elia?
Jezebela dia niteny tamin'i Elia fa hataony ho isan'ireo mpaminany ho vonoina ny herinandro manaraka izy
# Inona no navalin'i Elia ny didy avy tamin'i Jezebela?
Nandositra namonjy ny ainy nankany Beri-sheba izy.