# Inona no didy nataon'i Jezebela tamin'i Elia? Jezebela dia niteny tamin'i Elia fa hataony ho isan'ireo mpaminany ho vonoina ny herinandro manaraka izy # Inona no navalin'i Elia ny didy avy tamin'i Jezebela? Nandositra namonjy ny ainy nankany Beri-sheba izy.