plt_tq/1ki/18/43.md

8 lines
415 B
Markdown

# Inona no hitan'ireo mpanompon'i Elia taorian'ny nijeren'izy ireo tany amin'ny ranomasina im-pito miantaona?
Taorian'ny im-pito miantaona, ireo mpanompon'i Elia dia nahita rahona kely tahaka ny tanan'olona.
# Inona no nasain'i Elia nolazain'ireo mpanompony tamin'i Ahaba?
Elia dia naniraka ireo mpanompony mba hilaza amin'i Ahaba ny mba hanomanany ny kalesiny ka handehanany mialohan'ny hanakanan'ny orana azy.