# Inona no hitan'ireo mpanompon'i Elia taorian'ny nijeren'izy ireo tany amin'ny ranomasina im-pito miantaona? Taorian'ny im-pito miantaona, ireo mpanompon'i Elia dia nahita rahona kely tahaka ny tanan'olona. # Inona no nasain'i Elia nolazain'ireo mpanompony tamin'i Ahaba? Elia dia naniraka ireo mpanompony mba hilaza amin'i Ahaba ny mba hanomanany ny kalesiny ka handehanany mialohan'ny hanakanan'ny orana azy.