plt_tq/1ki/18/27.md

8 lines
332 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo mpaminan'i Bala taorian'ny nanesoan'i Elia azy ireo tamin'ny mitataovovonana?
Nihiaka mafy dia mafy ireo mpaminan'i Bala ary nandrasarasa ny tenany tamin'ny sabatra sy lefona.
# Hafiriana no mbola nisafoahan'ireo mpaminan'i Bala?
Ireo mpaminanin'i Bala dia nisafoaka ambara-pahatongan'ny fanatitra hariva.