# Inona no nataon'ireo mpaminan'i Bala taorian'ny nanesoan'i Elia azy ireo tamin'ny mitataovovonana? Nihiaka mafy dia mafy ireo mpaminan'i Bala ary nandrasarasa ny tenany tamin'ny sabatra sy lefona. # Hafiriana no mbola nisafoahan'ireo mpaminan'i Bala? Ireo mpaminanin'i Bala dia nisafoaka ambara-pahatongan'ny fanatitra hariva.