plt_tq/1ki/15/25.md

8 lines
333 B
Markdown

# Iza no nanomboka nanjaka teo amin'ny Israely tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Asa?
Nadaba zanaka lahin'i Jeroboama nanomboka nanjaka tamin'ny Israely tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Asa.
# Ahoana ny fomba nandehanan'i Nadaba teo imason'i Yaveh?
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Nadaba ary nandeha tamin'ny lalan-drainy.