# Iza no nanomboka nanjaka teo amin'ny Israely tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Asa? Nadaba zanaka lahin'i Jeroboama nanomboka nanjaka tamin'ny Israely tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Asa. # Ahoana ny fomba nandehanan'i Nadaba teo imason'i Yaveh? Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Nadaba ary nandeha tamin'ny lalan-drainy.