plt_tq/1ki/15/20.md

12 lines
521 B
Markdown

# Inona no naton'i Bena-hadada taorian'ny nihainoany an'i Asa?
Taoriany ny nihainoany an'i Asa, Bena-hadada dia nandefa ireo miaramila hanafika ireo tanàn'Israely.
# Inona no nataon'i Basa rehefa reny ny momba izany?
Rehefa ren'i Basa ny momba ilay fanafihana, dia nijanona tamin'ny fananganana an'i Rama izy.
# Inona no nataon'i Asa tamin'ireo fitaovana izay nampiasaina nananganana an'i Rama?
Nalain'i Asa ireo fitaovana izay nampiasaina hananganana an'i Rama ary nampiasaina hananganana an'i Geba sy Mizpa ireo.