# Inona no naton'i Bena-hadada taorian'ny nihainoany an'i Asa? Taoriany ny nihainoany an'i Asa, Bena-hadada dia nandefa ireo miaramila hanafika ireo tanĂ n'Israely. # Inona no nataon'i Basa rehefa reny ny momba izany? Rehefa ren'i Basa ny momba ilay fanafihana, dia nijanona tamin'ny fananganana an'i Rama izy. # Inona no nataon'i Asa tamin'ireo fitaovana izay nampiasaina nananganana an'i Rama? Nalain'i Asa ireo fitaovana izay nampiasaina hananganana an'i Rama ary nampiasaina hananganana an'i Geba sy Mizpa ireo.