plt_tq/1ki/15/14.md

8 lines
245 B
Markdown

# Inona no nifanarahan'ny fon'i Asa tamin'i Yaveh?
Ny fon'i Asa dia voatokana ho an'i Yaveh tanteraka nandritra ny androny rehetra.
# Inona no nentin'i Asa tao an-tranon'i Yaveh?
Asa dia nitondra ireo zavatra voahasina tao an-tranon'i Yaveh.