# Inona no nifanarahan'ny fon'i Asa tamin'i Yaveh? Ny fon'i Asa dia voatokana ho an'i Yaveh tanteraka nandritra ny androny rehetra. # Inona no nentin'i Asa tao an-tranon'i Yaveh? Asa dia nitondra ireo zavatra voahasina tao an-tranon'i Yaveh.