plt_tq/1ki/15/01.md

12 lines
389 B
Markdown

# Oviana i Abia no nanomboka nanjaka te amin'ny Joda?
Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama no nanomboka nanjaka i Abia teo amin'ny Joda.
# Hafiriana i Abia no nanapaka tany Jerosalema?
Abia dia nanapaka nandritry ny telo taona tao Jerosalema.
# Nanokana ny fony tamin'i Yaveh Andriamaniny ve Abia?
Ny fon'i Abia dia tsy mba voatokana tamin'i Yaveh Andriamaniny.