# Oviana i Abia no nanomboka nanjaka te amin'ny Joda? Tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama no nanomboka nanjaka i Abia teo amin'ny Joda. # Hafiriana i Abia no nanapaka tany Jerosalema? Abia dia nanapaka nandritry ny telo taona tao Jerosalema. # Nanokana ny fony tamin'i Yaveh Andriamaniny ve Abia? Ny fon'i Abia dia tsy mba voatokana tamin'i Yaveh Andriamaniny.