forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
328 B
Markdown
8 lines
328 B
Markdown
# Inona no nataon'i Rehoboama mpanjaka tamin'ireo apinga varahina izay namboariny?
|
|
|
|
Rehoboama Mpanjaka dia nanankina ireo teo an-tanan'ireo mpifehy ny mpiambina
|
|
|
|
# Oviana ireo mpiambina no nitondra ireo apinga varahina?
|
|
|
|
Na oviana na oviana ireo mpiambina no niditra tao an-tranon'i Yaveh dia nentin'ireo mpiambina ireo apinga.
|