# Inona no nataon'i Rehoboama mpanjaka tamin'ireo apinga varahina izay namboariny? Rehoboama Mpanjaka dia nanankina ireo teo an-tanan'ireo mpifehy ny mpiambina # Oviana ireo mpiambina no nitondra ireo apinga varahina? Na oviana na oviana ireo mpiambina no niditra tao an-tranon'i Yaveh dia nentin'ireo mpiambina ireo apinga.