plt_tq/1ki/14/23.md

8 lines
289 B
Markdown

# Inona no namborain'i Joda nanerana ny havoana avo sy ny teny ambany hazo maintso?
Nanorina toerana masina sy baon'Aseraha manerana ny tendrombohitra sy teny ambany hazo maitso.
# Inona ireo zavatra ratsy nataon'ireo firenena?
Ireo firenena dia nanana lehilahy janga tao amin'ny tany.