# Inona no namborain'i Joda nanerana ny havoana avo sy ny teny ambany hazo maintso? Nanorina toerana masina sy baon'Aseraha manerana ny tendrombohitra sy teny ambany hazo maitso. # Inona ireo zavatra ratsy nataon'ireo firenena? Ireo firenena dia nanana lehilahy janga tao amin'ny tany.