forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
374 B
Markdown
8 lines
374 B
Markdown
# Taiza ireo zavatra hafa mahakasika an'i Jeroboama no voasoratra?
|
|
|
|
Ireo zavatra hafa mahakasika an'i Jeroboama dia voasoratra tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely.
|
|
|
|
# Firy taoana i Jeroboama no nanjaka talohan'izy nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny?
|
|
|
|
Jeroboama dia nanjaka nandritry ny roa amby roapolo taona ary nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny.
|