# Taiza ireo zavatra hafa mahakasika an'i Jeroboama no voasoratra? Ireo zavatra hafa mahakasika an'i Jeroboama dia voasoratra tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely. # Firy taoana i Jeroboama no nanjaka talohan'izy nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny? Jeroboama dia nanjaka nandritry ny roa amby roapolo taona ary nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny.