plt_tq/1ki/14/11.md

8 lines
307 B
Markdown

# Inona no hitranga amin'ny olon'ny fianakavian'i Jeroboama izay maty tao an-tanàna?
Na iza na iza an'ny fianakavian'i Jeroboama no maty tao an-tanàna dia ho lanin'ny amboa.
# Inona no ho atao'ny Israely rehetra ho an'ny zanak'i Jeroboama?
Hisaona sy handevona ny zanak'i Jeroboama ny Israely rehetra.