# Inona no hitranga amin'ny olon'ny fianakavian'i Jeroboama izay maty tao an-tanàna? Na iza na iza an'ny fianakavian'i Jeroboama no maty tao an-tanàna dia ho lanin'ny amboa. # Inona no ho atao'ny Israely rehetra ho an'ny zanak'i Jeroboama? Hisaona sy handevona ny zanak'i Jeroboama ny Israely rehetra.